• Ny asa sy andraikitry ny Solombavambahoaka - Tapany faharoa

  • May 26 2024
  • Duración: 11 m
  • Podcast

Ny asa sy andraikitry ny Solombavambahoaka - Tapany faharoa

  • Resumen

  • Noho ny fangatahana fanazavana fanampiny momba ny asa sy andraikitry ny solombavambahoaka avy amintsika mpihaino, dia nasiana tapany faharoa ity fandaharana ity. Tokony ho tankintsika ihay koa ny mangarahara mahakasika ny fampiasana ny tetibola izay tantanan’izy ireo fa tsy solombavambahoaka hihinana ny volambahoaka akory no ifidianana azy ireo sanatrian’ny vava. Fa solombavambahoaka hitondra ny hetahetambahoaka sy hanasoa ny farimpianan’ny vahoaka izay nifidy sy nametraka ny fitokisana tamin’izy ireo. Mazava fa olona hampandany ny lalàna hampiharina eto amin’ny firenena no ilaintsika.
    Más Menos

Lo que los oyentes dicen sobre Ny asa sy andraikitry ny Solombavambahoaka - Tapany faharoa

Calificaciones medias de los clientes

Reseñas - Selecciona las pestañas a continuación para cambiar el origen de las reseñas.