• Ny Vehivavy Malagasy

  • Apr 22 2024
  • Length: 5 mins
  • Podcast

  • Summary

  • Raha vao miresaka an’i Madagasikara isika dia anatin’ny saina avy hatrany ny teny hoe « Firenena » ; izany ahenoana ny teny « Reny ». Anio isika dia hiezaka ny hamaritra ny toe-tsaina sy ny fitondran-tena ary ny toeran'ny Vehivavy eto eo @ fiaraha-monina malagasy. Aina ny Vehivavy Malagasy, satria mampita, mitondra ary miaro izany eo anivon’ny ankohonany sy ny mpiara-belona aminy. Ravaka ihany koa satria mampiseho ivelany ny hakantony, ny halefahany, ary azo lazaina koa fa maneho ny maha SOA an’i Madagasikara.
    Show more Show less
activate_primeday_promo_in_buybox_DT

What listeners say about Ny Vehivavy Malagasy

Average customer ratings

Reviews - Please select the tabs below to change the source of reviews.